FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g19 No. 3 p. 3
  • Boky Tranainy Nefa Tsy Lany Andro

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Boky Tranainy Nefa Tsy Lany Andro
  • Mifohaza!—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Ato Amin’ity Gazety Ity: Afaka Manatsara ny Fiainanao ve ny Baiboly?
    Mifohaza!—2019
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2019
  • Boky Iray Azo Ampiharina eo Amin’ny Fiainana Maoderina
    Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra
  • Nahoana Isika no Tokony Hitady Tari-dalana avy ao Amim’ny Baiboly?
    Mifohaza!—2006
Hijery Hafa
Mifohaza!—2019
g19 No. 3 p. 3
Lehilahy iray mijery Baiboly tranainy ao amin’ny tranombakoka

Boky Tranainy Nefa Tsy Lany Andro

Olona maro no manaja ny Baiboly, satria mino izy ireo hoe boky masina izy io. Tsy ny fomba hanompoana an’Andriamanitra fotsiny anefa no hitantsika ao. Misy torohevitra azo ampiharina amin’ny fiainana andavanandro koa ao.

Namaky Baiboly ny olona sasany ary nampihatra ny torohevitra hitany tao. Tena nandray soa izy ireo rehefa nanao an’izany. Izao no nolazainy:

“Milamina kokoa izao ny fiainako. Lasa tony sy milamin-tsaina aho, dia lasa falifaly kokoa.”—Fiona.

“Lasa misy dikany ny fiainako rehefa nianatra Baiboly aho.”—Elena.

“Tena nihatsara ny fiainako. Tsy miasa be hoatran’ny taloha intsony aho, dia lasa manam-potoana kokoa hiarahana amin’ny fianakaviako.”—Andrew.

Olona maro koa eran-tany no mahatsapa hoatr’izany. Hitan’izy ireo hoe azo ampiharina amin’ny fiainana andavanandro ny torohevitry ny Baiboly.

Hojerentsika ato fa afaka manatsara ny fiainan’ny olona ny Baiboly, amin’ireto lafiny ireto:

  • Fahasalamana

  • Fihetseham-po

  • Fianakaviana sy namana

  • Vola

  • Fifandraisana amin’Andriamanitra

Ho hitantsika ato fa tsy hoe boky masina fotsiny ny Baiboly, fa afaka manampy antsika amin’ny fiainana andavanandro koa.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara