FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 97
  • Ireo Toetran’i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ireo Toetran’i Jehovah
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Ireo Toetran’i Jehovah
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Ireo Toetran’i Jehovah
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Jehovah, Herinay sy Tanjakay
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Jehovah, Herinay sy Tanjakay
    Mihirà ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 97

Hira 97

Ireo Toetran’i Jehovah

(Apokalypsy 4:11)

1. Jehovah ô, mahery ianao,

Nanao izao rehetra izao.

Mbola hiseho ny herinao,

Rehefa handringana ianao.

2. Ianaranay ny fahendrenao,

’Zay hazavain’ny Teninao.

’Reo zavaboarinao kanto

Dia manambara izany koa.

3. Tia rariny ianao, Jehovah.

Nasehonao ny marina.

Ampio ’zahay mba hankatò

Ary hatahotra anao koa.

4. Ny toetranao ’zay tena tianay

Dia ny fitiavanao, ry Ray.

Hotorinay ny anaranao

Ary ny voninahitrao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara