FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 103
  • Apetraho Amin’i Jehovah ny Entanao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Apetraho Amin’i Jehovah ny Entanao
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Apetraho Amin’i Jehovah Izay Manavesatra Anao
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Apetraho Amin’i Jehovah Izay Manavesatra Anao
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Fampanantenana Fiainana Mandrakizay
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Banjino ny Fiainana Mandrakizay!
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 103

Hira 103

Apetraho Amin’i Jehovah ny Entanao

(Salamo 55:22)

1. Andriamanitra ô, henoy ny

Vavaka asandratro.

Mba jereo ny fahoriako,

Ampionòny ny foko.

(Averina isan’andininy)

2. Ho nandeha lavitra aho

Raha mba nanana elatra,

Mba handositra ny ratsy

Sy ireo mpanenjika.

(Averina isan’andininy)

3. Ny fiarovanao, Jehovah,

Azo itokisana.

Rehefa misy fisedrana,

Ianao no Mpanavotra.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Matokia an’i Jehovah,

Miantehera aminy.

Izy hanatanjaka anao

Mba handroso hatrany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara