FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 110
  • Aoka Isika Hifamela Heloka

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Aoka Isika Hifamela Heloka
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Andao Hifamela
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Aoka Isika Hifamela Heloka
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • “Namela Tanteraka ny Helokareo i Jehovah”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Tsy Mivadika sy Mamela Heloka i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 110

Hira 110

Aoka Isika Hifamela Heloka

(Efesianina 4:32)

1. Tia antsika i Jehovah,

Ka mamela heloka.

Izy nanome antsika

Vidim-panavotana.

Raha mibebaka isika,

Ho voavela heloka,

Noho ny soron’i Jesosy

Sy ny fitiavan’i Jah.

2. ’Reo manahaka an’i Jehovah,

Hahazo famelana.

Aok’ isika hifamela

Sy haneho fitiavana.

Tsy lavorary isika,

Samy mety ho diso

Amin’ny teny sy atao,

Ka mila famindram-po.

3. Mampisinda alahelo

Ny fifamelantsika.

’Reo mamindra fo sy miantra

Dia tia fihavanana.

’Zay mamela fahadisoana,

Hendry sady matotra,

Manadino izay ratsy

Nataon’ireo rahalahy.

4. Aoka mba ho tanjontsika

Ny hamela ny hafa.

Halaviro ny lolompo

Sy ny fankahalana.

Tokony ho avy ao am-po

Ny famelan-keloka.

Raha mamindra fo isika,

Hanahaka an’i Jehovah.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara