FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 114
  • Be Fitiavana Ilay Andriamanitra Tsy Mivadika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Be Fitiavana Ilay Andriamanitra Tsy Mivadika
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Miovaova ny Fitiavan’Andriamanitra
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Tsy Miovaova ny Fitiavan’Andriamanitra
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Tsy Miovaova ny Fitiavan’i Jehovah Anao!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
  • Ny Anaran’ilay Raintsika
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 114

Hira 114

Be Fitiavana Ilay Andriamanitra Tsy Mivadika

(Isaia 55:1-3)

1. Jehovah, Jehovah,

Ilay tsy mivadika,

Nanome ny Zanany

Mba hamonjy ny olony.

Hotahiny isika.

Izy dia fitiavana.

(Averina isan’andininy)

2. Jehovah, Jehovah,

Ilay tsy mivadika.

Noho ny fitiavany,

Notendreny Jesosy

Mba hitondra ny tany,

Hanao ny sitrapony.

(Averina isan’andininy)

3. Jehovah, Jehovah,

Ilay tsy mivadika.

Be fitiavana izy,

Ka efa nirahiny

Ny “mpanompo mahatoky”,

Hiaro ny anarany.

(Averina isan’andininy)

4. Jehovah, Jehovah,

Ilay tsy mivadika.

Aoka ny fitiavana

No hibaiko antsika.

Ampio ny mpandefitra,

Omeo fampiononana.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Indro ny ranon’aina,

Misotroa maimaim-poana.

Tia antsika Jehovah,

’Lay tsy mivadika.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara