FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 124
  • Vokatry ny Fanahy ny Fifehezan-tena

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vokatry ny Fanahy ny Fifehezan-tena
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Aoka Isika Hamboly Fifehezan-tena Izay Vokatry ny Fanahy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1992
  • Ny Fifehezan-tena — Nahoana Izy Io no Zava-dehibe Aoka Izany?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1992
  • Ampio Fifehezan-tena ny Fahalalanareo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Mifeheza Tena mba Hahazoana ny Loka!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 124

Hira 124

Vokatry ny Fanahy ny Fifehezan-tena

(Galatianina 5:23)

1. Araho ny fahamarinana,

Arovy ny fonao.

Ho resy ny fakam-panahy

Raha mifehy tena ianao.

2. Ilaina ny fitiavana

Sy ny fahendrena.

Mahaiza koa mifehy tena,

Toa an’i Jehovah.

3. Tsy maintsy andosiranao

Ny fanirian-dratsy.

Ho voavonjy tokoa ianao

Raha miezaka mafy.

4. Miezaha ho tony hatrany

Raha misy olana,

Satria Jehovah manampy

’Reo tia ny marina.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara