FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yp p. 282
  • Ny Fotoam-pialam-boly

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Fotoam-pialam-boly
  • Manontany ny Tanora—Valiny Mandaitra
  • Mitovitovy Aminy
  • Lanjalanjao ny Fialam-boly
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
  • Mahasoa ve ny Fialam-boly Ataonao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Manapoizina Anao ve ny Toe-tsain’izao Tontolo Izao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1997
  • ‘Ianareo no Vavolombeloko’, hoy i Jehovah
    Vavolombelon’i Jehovah—Mpitory ny Fanjakan’Andriamanitra
Hijery Hafa
Manontany ny Tanora—Valiny Mandaitra
yp p. 282

Fizarana faha-9

Ny Fotoam-pialam-boly

Any amin’ny tany eo andalam-pandrosoana sasany, dia mahalana vao afaka miala voly ny olona. Fa any amin’ny tany tandrefana kosa, dia manam-potoana betsaka aoka izany ny tanora ka tsy hainy intsony ny fomba andaniana azy. Miankina amin’ny fomba fampiasanao azy ny hahatonga ny fotoam-pialam-bolinao ho zava-tsoa na ho zava-dratsy. Ato amin’ity fizarana ity isika dia hijery ny fomba sasany azo ampiasana azy io mba hahitam-boka-tsoa.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara