FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • gl p. 12-13
  • “Tany Soa sy Malalaka”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Tany Soa sy Malalaka”
  • ‘Jereo Ilay Tany Soa’
  • Mitovitovy Aminy
  • Fianarana Voalohany — Fitsidihana ny Tany Nampanantenaina
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • Ny Tany Nampanantenaina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Palestina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ranomasin-tsira
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
‘Jereo Ilay Tany Soa’
gl p. 12-13

“Tany Soa sy Malalaka”

TAO anatin’ny roimemy nirehitra Andriamanitra no nilaza tamin’i Mosesy fa “hamonjy [ny vahoakany] amin’ny tànan’ny Egyptiana [Izy] ka hitondra azy . . . ho any amin’izay tany soa sy malalaka, dia any amin’izay tany tondra-dronono sy tantely.”—Ek 3:8.

Firan’ny Tany Nampanantenaina

Firan’ny Tany Nampanantenaina

Vohon-tany

Vohon-tany

Mety hanampy anao hamantatra ny faritra voajanahary samy hafa sy ny toetoetry ny Tany Nampanantenaina, ireto sary roa vitan’ny ordinatera ireto. (Natao mivohitra kokoa ireo toerana avo, mba hanasongadinana ny haavony.) Jereo ilay sary miloko, mba hahitana ny haavon’ny toerana ampitahaina amin’ny ranomasina.

Hita eo amin’ny kisary ireo faritra voajanahary samy hafa. Afaka mahita fanazavana sy andinin-teny momba an’ireo faritra ireo ianao, ao amin’ny boky “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa” (Fianarana 1, pejy 270-278) sy ny boky Fahatakarana ny Hevitry ny Soratra Masina (frantsay, Boky 2, pejy 476-479).a

[Fanamarihana ambany pejy]

a Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah.

[Tabilao/Sarintany, pejy 12, 13]

(Jereo ny bokikely)

Vohon-tany

Kisarin’ireo Toerana Voajanahary

A. Morontsiraky ny Ranomasina Lehibe

B. Lemaka Andrefan’i Jordana

1. Lemak’i Asera

2. Faritr’i Dora, Lavalava Manaraka ny Morontsiraka

3. Kijanan’i Sarôna

4. Lemak’i Filistia

5. Lohasaha Afovoany Hatrany Atsinanana ka Hatrany Andrefana

a. Lemak’i Megido

b. Lemaka Ivan’i Jezirela

D. Tendrombohitra Andrefan’i Jordana

1. Havoanan’i Galilia

2. Havoanan’i Karmela

3. Havoanan’i Samaria

4. Sefela (havoana ivaiva)

5. Havoanan’i Joda

6. Efitr’i Joda

7. Negeba

8. Efitr’i Parana

E. Araba (Lohasaha Mitsefaka)

1. Debok’i Hola

2. Faritry ny Ranomasin’i Galilia

3. Lohasahan’i Jordana

4. Ranomasin-tsira (Ranomasina Maty)

5. Araba (atsimon’ny Ranomasin-tsira)

F. Tendrombohitra/Havoana Marin-tampona Atsinanan’i Jordana

1. Basana

2. Gileada

3. Amona sy Moaba

4. Tendrombohitra Lembalemban’i Edoma

G. Tendrombohitra Libanona

[Sarintany]

T. Hermona

Dana

Jerosalema

Beri-sheba

Firan’ny Tany Nampanantenaina

metatra feet

2 500 7 500

2 000 6 000

1 500 4 500

1 000 3 000

500 1 500

0 0 (Haabon’ny Ranomasina)

-500 -1,500

Lemak’i Filistia

Sefela

Havoanan’i Joda

Efitr’i Joda

Lohasaha Mitsefaka

Ranomasin-tsira

Tanin’i Moaba

[Sary, pejy 13]

T. Hermona (2 814 m)

[Sary, pejy 13]

Morontsiraky ny Ranomasin-tsira; toerana iva indrindra eto an-tany (400 m eo ho eo, ambany haabon’ny ranomasina)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara