FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • sn hira 46
  • Jehovah no Mpanjakantsika!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jehovah no Mpanjakantsika!
  • Mihirà ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Jehovah no Mpanjakantsika!
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Efa Lasa Mpanjaka i Jehovah!
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Efa Mitondra Ilay Fanjakana
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Efa Mitondra Ilay Fanjakana
    Mihirà ho An’i Jehovah—Hira Vaovao
Hijery Hafa
Mihirà ho An’i Jehovah
sn hira 46

Hira 46

Jehovah no Mpanjakantsika!

Endrika Sary

(Salamo 97:1)

1. Diniho ny asan’i Jehovah,

Manambara azy na dia ny lanitra.

Mifalia, mihirà, ka izy no derao,

Ny anarany ankalazao.

AVERINA ISAN’ANDININY)

Ry tany, mifalia! Lanitra, mihobia,

Fa Jehovah no Mpanjakantsika!

Ry tany, mifalia! Lanitra, mihobia,

Fa Jehovah no Mpanjakantsika!

2. Miankohofa amin’i Jehovah,

Ka omeo azy ny voninahitra.

Ambarao mba ho fantatr’ireo firenena:

Izy no iavian’ny famonjena.

AVERINA ISAN’ANDININY)

Ry tany, mifalia! Lanitra, mihobia,

Fa Jehovah no Mpanjakantsika!

Ry tany, mifalia! Lanitra, mihobia,

Fa Jehovah no Mpanjakantsika!

3. Mitondra izao ny Fanjakany,

Fa nandray fahefana ny Zanany;

Dia haetry ’reo sampy ’zay nindrahindraina,

Fa Jehovah kosa hoderaina.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Ry tany, mifalia! Lanitra, mihobia,

Fa Jehovah no Mpanjakantsika!

Ry tany, mifalia! Lanitra, mihobia,

Fa Jehovah no Mpanjakantsika!

(Jereo koa ny 1 Tant. 16:9; Sal. 68:20; 97:6, 7.)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara