FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ll hevitra 4 p. 10-11
  • Inona no Vokany Rehefa Nihaino An’i Satana Izy Ireo?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Vokany Rehefa Nihaino An’i Satana Izy Ireo?
  • Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
  • Mitovitovy Aminy
  • Nanao Ahoana ny Fiainana tao Amin’ny Paradisa?
    Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
  • Fizarana 4
    Mihainoa An’Andriamanitra
  • Lasa Aiza Ireny Olona Maty Ireny?
    Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?
  • Nahoana Isika no Mihantitra sy Maty?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2019
Hijery Hafa
Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
ll hevitra 4 p. 10-11

Fizarana 4

Inona no Vokany Rehefa Nihaino An’i Satana Izy Ireo?

Tsy nankatò an’Andriamanitra i Adama sy Eva ka maty. Genesisy 3:6, 23

Eva mihinana an’ilay voankazo voarara sady manome an’i Adama

Nihaino an’ilay bibilava i Eva ka nihinana tamin’ilay hazo. Nomeny koa i Adama ka nihinana.

Adama sy Eva voaroaka tao amin’ilay Paradisa

Nanao zavatra ratsy izy ireo, izany hoe nanota. Noroahin’Andriamanitra avy tao amin’ilay Paradisa izy ireo.

Adama sy Eva mihantitra sy maty

Sarotra ny fiainan’i Adama sy Eva sy ny zanany. Nihantitra izy ireo ary maty. Tsy hoe nankany ankoatra izy ireo, fa lasa tsy nisy intsony.

Tsy mananaina ny olona maty fa toy ny vovoka. Genesisy 3:19

Olona avy amin’ny kolontsaina samihafa ary velona tamin’ny fotoana samihafa

Maty isika satria samy taranak’i Adama sy Eva. Tsy afaka mahita na mandre na manao zavatra ny maty.—Mpitoriteny 9:5, 10.

Ankizivavikely maty, ka malahelo be ny fianakaviany

Tsy nikasa ny hahafatesan’ny olona i Jehovah. Tsy ho ela izy dia hanangana an’ireo maty. Hiaina mandrakizay izy ireo raha mihaino azy.

  • Nahoana isika no maty?—Romanina 5:12.

  • Tsy hisy intsony ny fahafatesana. —1 Korintianina 15:26.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara