FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ll hevitra 11 p. 24-25
  • Mihaino Antsika ve i Jehovah?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mihaino Antsika ve i Jehovah?
  • Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
  • Mitovitovy Aminy
  • Manatòna An’Andriamanitra Amin’ny Vavaka
    Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika?
  • Sambatra Isika fa Afaka Mivavaka
    Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?
  • Manampy Anao ho Akaiky An’Andriamanitra ny Vavaka
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Mampianatra Antsika Hivavaka i Jesosy
    Henoy Ilay Mpampianatra Lehibe
Hijery Hafa
Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
ll hevitra 11 p. 24-25

Fizarana 11

Mihaino Antsika ve i Jehovah?

Mihaino ny vavaka ataontsika Andriamanitra. 1 Petera 3:12

Ny seza fiandrianan’i Jehovah any an-danitra

“Mpihaino vavaka” i Jehovah. (Salamo 65:2) Tiany raha avy amin’ny fo izay lazaintsika aminy.

Lehilahy mivavaka

Aza mivavaka amin’olon-kafa, fa amin’i Jehovah ihany.

  • Nampianatra antsika hivavaka i Jesosy.—Matio 6:9-15.

  • Iza no henoin’Andriamanitra? —Salamo 145:18, 19.

Maro ny zavatra azontsika resahina amin’ny vavaka. 1 Jaona 5:14

Jesosy sy ireo 144 000 ao amin’ilay Fanjakana

Mivavaha mba hatao any an-danitra sy etỳ an-tany ny sitrapon’Andriamanitra.

Ataovy amin’ny anaran’i Jesosy ny vavaka ataonao, mba hampisehoana fa ankasitrahanao izay nataony ho anao.

Kristianina miantehitra amin’i Jehovah, amin’izay ampiany sy tohanany izy mianakavy, ary hahavita hanao ny tsara

Angataho i Jehovah mba hanampy anao hanao ny tsara. Afaka mivavaka momba ny sakafo, asa, fialofana, fitafiana, ary fahasalamana koa ianao.

  • Mihaino ny olo-marina i Jehovah. —Ohabolana 15:29.

  • Aza manahy. —Filipianina 4:6, 7.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara