FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ll hevitra 12 p. 26-27
  • Ahoana no Hahasambatra ny Fianakavianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana no Hahasambatra ny Fianakavianao?
  • Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
  • Mitovitovy Aminy
  • Afaka ny ho Sambatra ny Fianakavianao
    Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?
  • Fiainam-pianakaviana Tian’Andriamanitra
    Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika?
  • Fanalahidy Roa ho An’ny Fanambadiana Maharitra
    Ny Tsiambarantelon’ny Fahasambaram-pianakaviana
  • Fizarana 12
    Mihainoa An’Andriamanitra
Hijery Hafa
Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
ll hevitra 12 p. 26-27

Fizarana 12

Ahoana no Hahasambatra ny Fianakavianao?

Ny fitiavana no mahasambatra ny mpianakavy. Efesianina 5:33

Adama sy Eva ao amin’ny zaridainan’i Edena

Lehilahy iray sy vehivavy iray no nataon’Andriamanitra ho mpivady.

Lehilahy mikarakara ny vadiny marary; vehivavy mikarakara ny sakafon’ny vadiny

Tsara fanahy amin’ny vadiny ny lehilahy be fitiavana, ary mahatsapa ny mahazo azy.

Tokony hanampy ny vadiny ny vehivavy.

Raim-pianakaviana mampirisika ny zanany hifantoka tsara amin’ny fivoriana

Tokony hankatò ny ray aman-dreniny ny ankizy.

Miezaha ho tsara fanahy sy tsy hivadika, fa tsy hasiaka sy ho mora mivadika. Kolosianina 3:5, 8-10

Ray aman-dreny mampianatra Baiboly ny zanany vavy

Milaza ny Tenin’Andriamanitra fa tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ny lehilahy, ary tokony hanaja lalina ny vadiny ny vehivavy.

Vehivavy malahelo satria variana mandinika vehivavy hafa ny vadiny

Tsy mety ny manao firaisana amin’ny olona tsy vadinao. Tsy mety koa ny manana vady maro.

Fianakaviana mijery masoandro mody

Ny Tenin’i Jehovah no manoro hoe ahoana no hahasambatra ny fianakaviana.

  • Miezaha mba hadio fitondran-tena foana.—1 Korintianina 6:18.

  • Tiavo sy ampianaro ary arovy ny zanakao.—Deoteronomia 6:4-9.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara