FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • snnw hira 140
  • Ny Fiainan’ny Mpisava Lalana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Fiainan’ny Mpisava Lalana
  • Mihirà ho An’i Jehovah—Hira Vaovao
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny Fiainan’ny Mpisava Lalana
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Hahomby Tokoa Izay Ataonao
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Sarobidy ny Fiainana
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Sarobidy ny Fiainana
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Mihirà ho An’i Jehovah—Hira Vaovao
snnw hira 140

Hira 140

Ny Fiainan’ny Mpisava Lalana

Endrika Sary

(Mpitoriteny 11:6)

  1. Mbola maizina ny andro, mbola tsy eo ny masoandro,

    Dia manainga aho anio,

    Jehovah ô mba tahio

    ’zay hatao.

    Tonga eo aho mba hizara, hanome vaovao tsara.

    Na liana izy na tsia,

    dia mitsiky aho satria tiako izao.

    (AVERINA ISAN’ANDININY)

    ’Zay no asa iriko,

    ’Zay no fiainana tiako.

    Vonona aho raha vao irahinao.

    Ka na mora na mafy,

    Miaritra aho fa tsy mihafy.

    Satria ’zao no tiako ho tsapanao:

    “Tiako ianao.”

  2. Efa hariva ny andro, efa mody masoandro,

    Vao mamonjy fodiana

    ary feno hafaliana,

    afa-po.

    Eny, vizana androany, fa ’lay tsiky eny ihany.

    Faly aho fa tahinao,

    sady mbola omenao tombontsoa.

    (AVERINA ISAN’ANDININY)

    ’Zay no asa iriko,

    ’Zay no fiainana tiako.

    Vonona aho raha vao irahinao.

    Ka na mora na mafy,

    Miaritra aho fa tsy mihafy.

    Satria ’zao no tiako ho tsapanao:

    “Tiako ianao.”

(Jereo koa ny Jos. 24:15; Sal. 92:2; Rom. 14:8.)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara