FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb p. 22-23
  • Fampidirana ny Fizarana 3

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 3
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Nantsoin’i Jehovah hoe ‘Namany’ Izy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • Afaka ny ho Naman’i Jehovah Ianao
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Iza moa i Abrahama?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Be Fitiavana i Abrahama
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb p. 22-23
Abrahama, miresaka amin’i Isaka momba ny kintana

Fampidirana ny Fizarana 3

Vitsy kely ny olona resahin’ny Baiboly hoe nanompo an’i Jehovah taorian’ny Safodrano. Anisan’izany, ohatra, i Abrahama. Nantsoina hoe naman’i Jehovah izy. Fa maninona? Ho hitantsika ato amin’ity fizarana ity izany. Raha manan-janaka ianao, dia ataovy tsapany hoe tena tia azy i Jehovah sady te hanampy azy. Isika koa afaka mangataka fanampiana amin’i Jehovah, hoatran’ny nataon’i Abrahama sy ny mpanompon’i Jehovah hafa, ohatra hoe i Lota sy Jakoba. Afaka matoky koa isika hoe hitana ny teniny foana i Jehovah.

TADIDIO IZAO:

  • Ataovy foana izay asain’i Jehovah ataonao, na dia sarotra be aza ilay izy

  • Tsy misy tsara kokoa noho ny hoe lasa naman’Andriamanitra

  • Tena tian’i Jehovah raha mifamela heloka isika dia mihavana haingana

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara