FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb p. 72-73
  • Fampidirana ny Fizarana 6

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 6
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Hatreo Amin’ny Fanafahana avy any Ejipta ka Hatramin’ny Mpanjaka Voalohany teo Amin’ny Israely
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
  • Niditra ny Tany Kanana ny Israelita
    Inona no Voalaza ao Amin’ny Baiboly?
  • Tian’i Jehovah ny Olona Manana Finoana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • Nanefa ny Voadiny Tamin’i Jehovah i Jefta
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb p. 72-73
Samsona, mibata an’ilay vavahadin’i Gaza

Fampidirana ny Fizarana 6

Tonga tao amin’ny Tany Nampanantenaina ihany ny Israelita, dia ny tranolay masina no lasa toerana nivavahany tamin’i Jehovah. Ny mpisorona no nampianatra Lalàna an-dry zareo, ary ny mpitsara no mpitarika. Ho hita ato amin’ity fizarana ity fa mety hisy vokany be amin’ny olon-kafa ny safidin’ny olona iray sy izay ataony. Nila tsy nivadika tamin’i Jehovah sy tamin’ny namany mantsy ny Israelita tsirairay. Modely tsara, ohatra, i Debora, Naomy, Josoa, Hana, Samoela, ary ny zanakavavin’i Jefta. Nisy olona tsy Israelita aza nifidy ny hiaraka tamin’ny Israelita, satria fantany hoe nanampy an-dry zareo Andriamanitra. Anisan’ireny i Rahaba, Rota, Jaela, ary ny Gibeonita.

TADIDIO IZAO:

  • Nanao fahagagana i Jehovah mba hamonjena ny vahoakany, dia ny mpitsara no nampiasainy tamin’izany

  • Namaly soa an’ireo olona tsy nivadika taminy sy natoky azy tanteraka i Jehovah, na antitra izy na tanora

  • Tsy mijery tavan’olona Andriamanitra, fa tiany daholo izay olona tia azy sy manao ny marina, na inona na inona fiaviany sy fireneny

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara