FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • sjj hira 109
  • Mifankatiava Amin’ny Fo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mifankatiava Amin’ny Fo
  • Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Aoka Hampiorina Anao ny Fitiavana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • Tiavo Ilay Andriamanitra Tia Anao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
  • Fitiavana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Miezaha Hifankatia Be Foana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
Hijery Hafa
Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
sjj hira 109

HIRA 109

Mifankatiava Amin’ny Fo

Endrika Sary

(1 Petera 1:22)

  1. 1. Ny fitiavana avy ao am-po,

    Aseho amin’ny atao aloha,

    Tsy mba mitady tombontsoa;

    Mitondra fifaliana.

    Toetran’ilay Ray be fitia,

    ’Zay mampifankatia satria

    Tsy hoe mihatsaravelatsihy,

    Fa tena mba fiahiana.

    Raha mijaly izy aza afoy,

    ’Zay azo anampiana aloha karohy;

    Dia raha kivy mba henoy,

    Ny ao am-po no porofoy.

    Fa Jehovah anie tena tia;

    ’Zay koa no toetran’i Kristy.

    Tiany àry isika hifankatia,

    Dia fitiavana no hanjaka;

    Avelao ho lalim-paka.

(Jereo koa ny 1 Pet. 2:17; 3:8; 4:8; 1 Jaona 3:11.)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara