FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CA-brpgm17 p. 3-4
  • Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  • 2016-2017 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra: Miaraka Amin’ny Solontenan’ny Sampana
  • Mitovitovy Aminy
  • Tiavo Ilay Andriamanitra Tia Anao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
  • “Aoka Haharitra ny Fitiavanareo ny Rahalahy”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • Inona no Azo Ianarana avy Amin’ilay “Mpianatra Tian’i Jesosy”?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
  • “Tiavo i Jehovah Andriamanitrao”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
Hijery Hafa
2016-2017 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra: Miaraka Amin’ny Solontenan’ny Sampana
CA-brpgm17 p. 3-4

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto:

  1. Inona ilay didy lehibe indrindra, ary nahoana no tena ilaina ny mankatò azy io? (Mat. 22:37, 38; Mar. 12:30)

  2. Inona no hanampy antsika tsy ho tia an’izao tontolo izao? (1 Jaona 2:15-17)

  3. Ahoana no hampianarana ny olona ho “tia ny anaran’i Jehovah”? (Isaia 56:6, 7)

  4. Inona no hataontsika raha tena tia ny rahalahintsika isika? (1 Jaona 4:21)

  5. Ahoana no azonao ampianarana ny zanakao mba ho tia an’i Jehovah? (Deot. 6:4-9)

  6. Ahoana no azonao ampisehoana fa tena Namanao i Jehovah? (1 Jaona 5:3)

  7. Inona no tokony hataontsika raha te ho tia an’i Jehovah foana isika, na te ho tia azy indray? (Apok. 2:4, 5)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara