FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • CA-brpgm19 p. 3-4
  • Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto:

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto:
  • 2018-2019 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra: Miaraka Amin’ny Solontenan’ny Sampana
  • Mitovitovy Aminy
  • Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
    2021-2022 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra Miaraka Amin’ny Solontenan’ny Sampana
  • Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
    2023-2024 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra Miaraka Amin’ny Solontenan’ny Sampana
  • Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
    2024-2025 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra Miaraka Amin’ny Solontenan’ny Sampana
  • Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
    2018-2019 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra: Miaraka Amin’ny Mpiandraikitra ny Faritra
Hijery Hafa
2018-2019 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra: Miaraka Amin’ny Solontenan’ny Sampana
CA-brpgm19 p. 3-4

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto:

  1. Any amin’iza isika no tokony hangataka hery sy tanjaka? (Jos. 1:9; Sal. 68:35)

  2. Inona no hanampy antsika hanana finoana matanjaka foana? (Heb. 11:6)

  3. Nahoana isika no matoky hoe ho vitantsika foana izay asain’i Jehovah ataontsika? (Hag. 2:4-9)

  4. Inona no ataon’i Jehovah mba hanatanjahana antsika rehefa miatrika fitsapana mafy isika? (Sal. 18:6, 30; Kol. 4:10, 11)

  5. Inona no hanampy ny tanora sy ny mpivady hanaiky ny zon’i Jehovah hitondra? (Mat. 22:37, 39)

  6. Inona no hanampy antsika “ho mafy orina ao amin’ny finoana” sy “hatanjaka”? (1 Kor. 16:13; Rom. 15:5; Heb. 5:11–6:1; 12:16, 17)

© 2018 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara