FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Abiasafa”
  • Abiasafa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Abiasafa
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Kora, I
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nikomy Tamin’i Jehovah Izy Ireo
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Korahita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ebiasafa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Abiasafa”

ABIASAFA

(Abiasàfa) [Ny Ray (Raiko) dia Nanangona].

Iray amin’ireo telo lahy zanak’i Kora Levita, sady taranak’i Kehata. (Ek 6:16-24) I Elkana sy Asira no rahalahiny. Toa izy ihany ilay Ebiasafa voaresaka ao amin’ny 1 Tantara 6:37, ary angamba koa ao amin’ny 1 Tantara 9:19 sy ny 1 Tantara 6:23.

Toa tsy niaraka tamin’i Kora ireo zanany lahy, rehefa nikomy tamin’i Mosesy sy Arona i Kora sy Datana ary Abirama. Tsy niara-maty tamin-drainy àry izy ireo. (No 26:9-11) Izany no nampisy ny teny hoe “taranak’i Kora” teo amin’ny teny fampidirana ny toko maromaro ao amin’ny Salamo (42, 44-49, 84, 85, 87, 88).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara