FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Androniko”
  • Androniko

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Androniko
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Jonia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Herodiona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ireo Mpiara-miasa Tamin’i Paoly — Iza moa Izy Ireo?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
  • Romanina, Taratasy ho An’ny
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Androniko”

ANDRONIKO

(Andrônikô) [Lehilahy Mandresy].

Kristianina jiosy tsy nivadika teo anivon’ny fiangonan’i Roma, ary nataon’i Paoly mampamangy rehefa nanoratra ho an’io fiangonana io izy. “Havako” no niantsoan’i Paoly an’i Androniko sy Jonia. Marina fa mety hidika hoe “mpiray tanindrazana” ilay teny grika (syggenes) nampiasainy tamin’izay, nefa “mpihavana iray ra sy mitovitovy taona” no tena dikan’izy io. Asehon’ny teny manodidina fa azo inoana hoe mpihavana akaiky tokoa i Androniko sy Paoly. Nogadraina toa an’i Paoly i Androniko, ary “tsara laza” teo amin’ny apostoly. Izy no lasa Kristianina talohan’i Paoly.​—Ro 16:7.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara