FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Antipatria”
  • Antipatria

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Antipatria
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Afeka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kaisaria
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • B10 Israely Tamin’ny Andron’i Jesosy
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Afika
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Antipatria”

ANTIPATRIA

(Antipatrìa) [An’i Antipater].

Tanàna nasain’i Heroda Lehibe naorina indray tamin’ny taona 9 T.K., ka nampitondrainy ny anaran’i Antipater (II) rainy. Maro no milaza an’i Antipatria ho i Ras el-ʽAin (Tel Afek), eo amin’ny faritra azon-drano tsara sady mahavokatra eo amin’ny Lemak’i Sarôna. Voalaza fa tao Antipatria no nisy an’ilay Afeka fahiny resahin’ny 1 Samoela 4:1. Toa manamarina izany ny zavatra nofongarina tao tamin’ny 1946, 1961, ary 1974.​—Jereo AFEKA No. 4.

Tany Antipatria i Paoly no naterin’ny miaramila romanina. Nandeha 50 km teo ho eo izy ireo tamin’ny alina, nitsontsorika an’ireo tendrombohitr’i Jerosalema. (As 23:31) Teo amin’ny fihaonan’ireo lalana falehan’ny miaramila romanina no nisy an’i Antipatria, izany hoe, ny lalana avy tany Jerosalema sy ny lalana avy tany Lyda, izay samy nankany Kaisaria (renivohitra romanina). Mpitaingin-tsoavaly 70 no nitondra an’i Paoly avy tao Antipatria ary nanatitra azy tany Kaisaria, ka namita an’ilay ambin-dalana 40 km teo ho eo namakivaky tany lemaka.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara