APELA
(Apèla).
Kristianina iray teo anivon’ny fiangonan’i Roma, ary nataon’i Paoly mampamangy rehefa nanoratra ho an’ilay fiangonana izy. Nolazainy hoe “ilay ankasitrahana ao amin’i Kristy” i Apela.—Ro 16:10; ampit. 2Ko 10:18; 2Ti 2:15.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.