FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Armony”
  • Armony

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Armony
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Rizpa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • Aia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Saoly
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Armony”

ARMONY

(Armòny) [Avy ao Amin’ny Tilikambo Fonenana; Teraka tao Amin’ny Tilikambo Fonenana].

Iray tamin’ireo roa lahy zanak’i Saoly tamin’i Rizpa vadikeliny. Meloka ho nandatsa-dra i Saoly, ka mba hanonerana izany dia nomena hovonoin’ny Gibeonita ny fito tamin’ny taranany, anisan’izany i Armony. Nahanton’ny Gibeonita teo an-tendrombohitra ny fatin’izy ireo, ka nambenan’i Rizpa foana mba tsy hoviravirain’ny vorona na biby, mandra-pandevin’i Davida ny taolambalon’izy ireo.​—2Sa 21:5-14.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara