FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Asima”
  • Asima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Asima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Hamata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tsato-kazo Masina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Samaritanina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Aseraha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Asima”

ASIMA

(Asìma).

Andriamanitra nivavahan’ireo olona avy any Hamata, izay napetraky ny mpanjakan’i Asyria tany Samaria ho solon’ny Israelita nataony sesitany. (2Mp 17:24, 30) Toy ny osilahy tsy misy volo i Asima, araka ny Talmoda babylonianina (Synedriona 63b), ka misy mihevitra fa i Pan, andriamanitry ny fahavokarana sy ny mpiandry ondry, ihany no Asima. Misy indray milaza fa mety ho niniana novana ilay hoe “Aseraha” (andriamanibavin’ny fahavokarana nivavahan’ny Kananita) ary natambatra tamin’ilay teny hebreo hoe ʼasham (“heloka”; Ge 26:10) mba hahazoana an’ilay hoe Asima. Tsy misy fanazavana tena azo antoka anefa ankoatra an’izay voalazan’ny Baiboly.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara