FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Azazia”
  • Azazia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Azazia
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Azaza
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hosea
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Eliela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jerimota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Azazia”

AZAZIA

(Azazìa) [Nasehon’i Jehovah fa Mahery Kokoa Izy].

1. Iray tamin’ireo olona enina nitendry harpa, tamin’ilay filaharam-be nankany Jerosalema mba hanatitra ny Vata misy ny fifanekena.​—1Ta 15:21.

2. Rain’ilay Hosea andrianan’ny fokon’i Efraima, tamin’ny andron’i Davida.​—1Ta 27:16, 20, 22.

3. Levita iray, anisan’ireo mpiadidy folo notendren’i Hezekia Mpanjaka hitondra an’ireo fanomezana ho ao an-tranon’i Jehovah.​—2Ta 31:12, 13.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara