FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Azela”
  • Azela

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Azela
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Searia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kidrona, Lohasaha Falehan-driakan’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Oliva, Tendrombohitra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Azrikama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Azela”

AZELA

(Azèla) [Lehilahy Miavaka].

1. Taranak’i Saoly avy tamin’i Jonatana. Nanan-janakalahy enina izy.​—1Ta 8:33-38; 9:43, 44.

2. Toerana resahin’ny Zakaria 14:5. Voalaza ao fa nipaka hatrany Azela ilay lohasaha, izay nanjary nisy rehefa nitresaka ny Tendrombohitra Oliva. Tsy maintsy tany akaikin’i Jerosalema àry no nisy an’i Azela. Mety ho io anarana io no mbola hita ao amin’ny anaran’ilay Lohasaha Falehan-driaka hoe Yasol (Nahal Azal), izay sampan’ny Lohasaha Kidrona ihany, saingy avy any amin’ny Tendrombohitra Oliva.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara