FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Balisa”
  • Balisa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Balisa
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Gedalia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ismaela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tombo-kase
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Amonita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Balisa”

BALISA

(Bàlisa).

Mpanjakan’i Amona voalaza fa naniraka an’i Ismaela hamono an’i Gedalia, governoran’i Joda, tamin’ny 607 T.K. “Belisa” no ilazan’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo azy.​—Je 40:14.

Nofongarina tany Tell el-ʽOmeiri any Jordania ny tombo-kase iray misy anarana hoe Baʽalyishʽa, tamin’ny 1984. Amin’ny teny amonita tranainy ny soratra eo amin’izy io, ka lazain’ny manam-pahaizana fa natao tamin’ny faramparan’ny taonjato fahafito T.K. izy io. Izao ilay soratra: “An’i Milkomʼor [na Milkomʼur], mpanompon’i Baʽalyishʽa.” Mety ho ilay Balisa resahin’ny Baiboly io Baʽalyishʽa io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara