FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Bahorima”
  • Bahorima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Bahorima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Baharomita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Baromita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Andron’i Davida
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Davida
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Bahorima”

BAHORIMA

(Bahorìma) [Voafidy].

Tanàna kely any akaikin’ny Tendrombohitra Oliva, eo avaratry ny lalana fahiny mankany Jeriko sy Jordana. Maro no mihevitra azy io ho i Ras et-Tmim, 2 km any avaratratsinanan’ny tendrombohitra nisy ny tempoly.

Tonga hatrany Bahorima i Paltiela rehefa nitomany nanaraka an’i Mikala, tamin’i Mikala zanakavavin’i Saoly naverina tany amin’i Davida Mpanjaka. Tonga dia niverina i Paltiela, raha vao nataon’i Abnera mpitari-tafika hoe: “Mandehana miverina!” (2Sa 3:16) Tatỳ aoriana, rehefa niala tany Jerosalema i Davida satria nikomy i Absaloma zanany lahy, dia niampita ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona izy, “nanaraka an’ilay fiakarana atao hoe Oliva”, ary nihoatra an’ilay tampom-piakarana ka tonga tany Bahorima. (2Sa 15:23, 30; 16:1, 5) Tany i Simey havan’i Saoly, no nandeha tandrifin’i Davida teny amin’ny tehezan-tendrombohitra ka nanozona sy nitora-bato azy ary nanipy vovoka taminy. (2Sa 16:5-13; 19:15-23) Tany Bahorima koa i Ahimaza zanak’i Zadoka sy Jonatana zanak’i Abiatara no voatery niafina tao anaty lavadranon’ny lehilahy iray, tamin’izy ireo nitondra hafatra ho an’i Davida Mpanjaka.​—2Sa 15:27; 17:17-20.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara