BARAKELA
(Barakèla) [Nitahy Andriamanitra].
Rain’i Eliho naman’i Joba. Bozita i Barakela, ka azo inoana fa taranak’i Boza zana-drahalahin’i Abrahama.—Jb 32:2, 6; Ge 22:20, 21.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.