FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Bekera”
  • Bekera

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Bekera
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Bekerita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Zemira
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Alemeta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tetirazana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Bekera”

BEKERA

(Bekèra) [Ramevalahy Tanora].

1. Zanak’i Benjamina. Ny anarany no voatonona faharoa amin’ireo zanakalahin’i Benjamina ao amin’ny lisitry ny taranak’i Jakoba ao amin’ny Genesisy toko faha-46. (Jereo Ge 46:21; 1Ta 7:6.) Tsy ao amin’ny tetirazana voalazan’ny Nomery 26:38 sy 1 Tantara 8:1, 2 ny anaran’i Bekera. Lazain’ny 1 Tantara 7:8, 9 fa “lehilahy natanjaka sy nahery fo” 20 200 no taranak’i Bekera avy tamin’ireo zanany sivy lahy izay samy lohan’ny fianakaviambe.

2. Lohan’ny fianakavian’ny Bekerita (Bekrita, Kat.) avy amin’ny fokon’i Efraima.​—No 26:35.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara