BERY (Bèry). 1. [An’i Bera na Berota]. Hetita rain’i Jodita vadin’i Esao.—Ge 26:34. 2. Zanakalahin’i Zofa sady loham-pianakaviana teo amin’ny fokon’i Asera.—1Ta 7:36, 40. 3. [An’i Bera na Berota]. Rain’i Hosea mpaminany.—Ho 1:1.