(Biziotìa).
Tanànan’ny fokon’i Joda tany amin’ny faritr’i Negeba, ary voatonona aorian’i Beri-sheba. (Js 15:21, 28) Tsy fantatra izay nisy azy io. Tsy Biziotia fa “ny tanànan’izy ireo” no ao amin’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo.—Ampit. Ne 11:27.