FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Boza”
  • Boza

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Boza
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Milka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nahora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Rebeka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Eliho
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Boza”

BOZA

(Bòza).

1. Zanakalahin’i Nahora rahalahin’i Abrahama, zanany tamin’i Milka. Dadatoan’i Rebeka izy. (Ge 22:20-23) Toa taranany ny Bozita, ary Bozita ny rain’i Eliho.​—Jb 32:2, 6; jereo ny No. 3 etsy ambany.

2. Loham-pianakaviana izy, ary taranak’i Gada zanak’i Jakoba.​—1Ta 5:11, 14.

3. Toerana any Arabia, ary efa nolazain’i Jeremia mialoha ny loza hanjo azy. (Je 25:17, 23) Toa nonina tany ny taranak’i Boza No. 1.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara