FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Kenania”
  • Kenania

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Kenania
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Kenany
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kehatita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Levita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jizarita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Kenania”

KENANIA

(Kenanìa) [mety hidika hoe Nataon’i Jehovah Mafy Orina].

1. Levita niara-belona tamin’i Davida Mpanjaka. Lehilahy mahay “i Kenania mpiadidy teo amin’ny Levita mpilanja ny Vata” masina. Tsara toerana àry izy mba hanoro an’ireo Levita hafa ny fomba tokony hitondrana ilay Vata.​—1Ta 15:22, 25-27.

2. Kehatita anisan’ny fianakaviamben’i Jizara. I Kenania sy ireo zanany lahy no notendrena hisahana ny “andraikitra tany ivelan’ny tranon’Andriamanitra”, izany hoe nanao ny asan’ny mpitsara sy mpiadidy. Nisy 6000 ireo mpitsara sy mpiadidy ireo tamin’ny fotoana nanisan’i Davida ny Levita. (1Ta 26:29; 23:1-4, 12) Ny Kehatita no nitondra ny fitaovana tao amin’ny toerana masina tamin’ny andron’i Mosesy, ka mety ho izy ihany ilay Kenania No. 1.​—No 4:4, 5, 15.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara