KRESKA
(Kreskà) [avy amin’ny teny lat., ary midika hoe “Mitombo; Mihamaro”].
Olona noresahin’i Paoly tao amin’ny taratasiny faharoa ho an’i Timoty, ary nolazainy fa lasa tany Galatia.—2Ti 4:10.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.