DAKERA (Dakèra) [Mandoaka]. Rain’ny iray tamin’ireo lehibem-paritra 12, izay notendren’i Solomona hamatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany, iray volana isan-taona. Toa ny faritra atsimon’i Dana no niandraiketany.—1Mp 4:7, 9.