FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Doela”
  • Doela

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Doela
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Regoela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Eliasafa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fantatrao Ve?
    Mifohaza!—2003
  • Inona no Atao hoe Peshitta Syriàka? Mbola Ilaina ve Izy Io?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Doela”

DOELA

(Doèla) [Fahalalan’Andriamanitra; Mahalala Andriamanitra].

Rain’i Eliasafa. Mpiadidy teo amin’ny fokon’i Gada i Eliasafa, rehefa nirenireny tany an-tany efitra ny Israely. (No 1:14; 7:42, 47; 10:20) Miantso an’i Doela hoe “Regoela” ny soratra nataon’ny Masoreta sy ny Peshitta syriàka, ao amin’ny Nomery 2:14. Mety ho fahadisoan’ny mpanao dika soratra izany satria mitovy be ny litera hebreo mifanitsy amin’ny “D” sy “R.” “Doela” anefa no hita ao amin’ny Nomery 2:14, ao amin’ny Boky Dimy Voalohany amin’ny teny samaritanina sy ao amin’ny Vulgate latinina ary ao amin’ny sora-tanana zato mahery amin’ny teny hebreo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara