FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Disana”
  • Disana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Disana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Arana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Disona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Oza
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Keloba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Disana”

DISANA

(Disàna) [mety hidika hoe Antilopa].

Taranak’i Seira sady lehibem-pokon’ny Horita tany Edoma. (Ge 36:20, 21; 1Ta 1:38) Milaza ny Genesisy 36:28 fa i Oza sy Arana no zanakalahin’i “Disana.” Lazaina fa zanak’i “Disona” kosa izy ireo ao amin’ny 1 Tantara 1:42, ao amin’ny soratra hebreo nataon’ny Masoreta sy ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo ary ny Peshitta syriàka. Toa fahadisoan’ny mpanao dika soratra izy io, nefa efa voahitsy ao amin’ny ankamaroan’ny Baiboly malagasy (DIEM, Kat., Prot., TV) sy ao amin’ny Vulgate latinina nohavaozina tamin’ny andron’ny Papa Clément Faha-8.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara