FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Dodanima”
  • Dodanima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Dodanima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Rodanima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Daleta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Javana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Dikan-teny
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Dodanima”

DODANIMA

(Dôdanìma).

Ny anarany no voatonona fahefatra amin’ireo zanakalahin’i Javana, ao amin’ny Genesisy 10:4. Ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo sy ny Boky Dimy Voalohany amin’ny teny samaritanina kosa manao hoe “Rodanima.” Ny 1 Tantara 1:7 amin’ny soratra hebreo nataon’ny Masoreta koa ahitana hoe “Rodanima.” “Dodanima” kosa anefa no hita ao amin’ny sora-tanana hebreo maro sy ny Peshitta syriàka ary ny Vulgate latinina.​—Jereo RODANIMA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara