FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Dodo”
  • Dodo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Dodo
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Doday
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Elanana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Eleazara
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Poha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Dodo”

DODO

(Dôdo) [avy amin’ny fototeny midika hoe “malala”].

1. Razamben’i Tola Mpitsara avy amin’ny fokon’i Isakara. Mety ho raiben’i Tola izy.​—Mpts 10:1.

2. Taranak’i Benjamina avy tamin’i Ahohy. Anisan’ireo telo lahy maherin’i Davida i Eleazara zanak’i Dodo. (2Sa 23:9; 1Ta 11:12) Lehiben’ny antoko-miaramila nanompo tamin’ny volana faharoa i Doday (fomba hafa anoratana ny hoe Dodo), fa i Eleazara zanany angamba no nisolo tena azy tamin’izany.​—1Ta 27:4.

3. Lehilahy nonina tao Betlehema. Anisan’ny lehilahy maherin’i Davida i Elanana zanany.​—2Sa 23:24; 1Ta 11:26.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara