FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Eliada”
  • Eliada

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Eliada
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Beliada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Rezona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Josafata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Solomona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Eliada”

ELIADA

(Eliàda) [Andriamanitra dia Nahalala].

1. Zanakalahin’i Davida teraka tany Jerosalema. (2Sa 5:13-16; 1Ta 3:5-8) Miantso azy hoe Beliada ny 1 Tantara 14:7.

2. Rain’i Rezona mpanohitra an’i Solomona.​—1Mp 11:23.

3. Manamboninahitra benjamita, nifehy miaramila 200 000 mpitondra tsipìka tamin’ny andro nanjakan’i Josafata.​—2Ta 17:12, 17.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara