ELONA-BETI-HANANA
(Elôna-bèti-hanàna) [mety hidika hoe Hazoben’ny Tranon’i Hanana].
Tanàna resahin’ny 1 Mpanjaka 4:9 hoe anisan’ireo faritra namatsy sakafo an’i Solomona. Misy manam-pahaizana mihevitra fa mety ho i Elona ihany io.—Jereo ELONA No. 4.