FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Elyma”
  • Elyma

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Elyma
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Barjesosy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mpilalao Ody
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Paolo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sipra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Elyma”

ELYMA

(Elỳma) [Mpilalao Ody].

Anarana niantsoana an’ilay lehilahy “mpilalao ody sady mpaminany sandoka”, noho ny asany. Izany no niantsoana an’i Barjesosy, Jiosy nonina tany Sipra, tamin’ny taonjato voalohany. (As 13:6-8) Hoy i Lioka: “Mpilalao ody​—izany no anarany raha adika.” Tsy ilay anarana hoe Barjesosy no nohazavainy teo, fa ilay hoe Elyma. Fanaon’ireo Jiosy nonina tany amin’ny toerana nanjakan’ny kolontsaina grika tamin’izany ny nampiasa herin’ny maizina sy nilalao ody, ary ny naka anarana grika.​—As 8:9-11; 19:17-19; jereo BARJESOSY.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara