ESTAOLITA
(Estôlìta) [An’i Estaola].
Jodianina mponina tao Estaola. Taranak’i Sobala avy tamin’ireo fianakaviana tao Kiriata-jearima ny Estaolita.—1Ta 2:53.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.