FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Ezbona”
  • Ezbona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ezbona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Ozny
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Oznita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Bela, I
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Gada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Ezbona”

EZBONA

(Ezbôna).

1. Zanakalahin’i Gada ary zafikelin’i Jakoba. (Ge 46:16) Andininy mifanitsy amin’io Genesisy 46:16 io ny Nomery 26:16, saingy Ozny (razamben’ny Oznita) no hita ao, fa tsy Ezbona. Mety ho olona iray ihany àry ireo.

2. Zanakalahin’i Bela ary taranak’i Benjamina. Anisan’ireo lazaina hoe “lohan’ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy, sady lehilahy natanjaka sy nahery fo” i Ezbona.​—1Ta 7:6, 7.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara