FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Gederota”
  • Gederota

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Gederota
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Sefela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Asdoda
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ahaza
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Dilana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Gederota”

GEDEROTA

(Gederòta) [Vala Vato].

Tanàna tany Sefela nomena ny fokon’i Joda (Js 15:20, 33, 41), ary anisan’ny toerana nalain’ny Filistinina tamin’ny andron’i Ahaza Mpanjaka (761-746 T.K.). (2Ta 28:18, 19) Misy mpahay jeografia mihevitra an’i Gederota ho i Qatra, tanàna kely efa lao eo ambonin’ny dongona iray any Gedera ankehitriny, tokotokony ho 13 km any atsinanana avaratratsinanan’i Asdoda. Misy milaza anefa hoe andrefana loatra izany ka tsy anisan’i Sefela.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara