FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Gasema”
  • Gasema

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Gasema
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Sanbala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nehemia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Reseo Foana Amin’ny Tsara ny Ratsy”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
  • Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’i Nehemia
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Gasema”

GASEMA

(Gasèma) [mety hidika hoe Oram-be Mivatravatra; Ranonorana].

Arabo izy, ary nanohitra an’i Nehemia izy sy Sanbala ary Tobia, rehefa naorina indray ny mandan’i Jerosalema. Naneso an-dry Nehemia aloha izy ireo (Ne 2:19), ary avy eo niray tetika hanisy ratsy azy, nefa tsy nahomby. (Ne 6:1-4) Farany, nanoratra ho an’i Nehemia i Sanbala hoe nampangain’i Gasema ho niray tetika hikomy izy sy ny Jiosy, ary hoe ho lasa mpanjakan’ny Jiosy, hono, izy. Tsy nahomby koa anefa io tetika io. (Ne 6:5-7) Toa to teny i Gasema, matoa naverin’i Sanbala ny teniny. Tsara homarihina fa nifandray tsara, hono, ny mpitondra tany Persa sy ny foko arabo, rehefa avy notafihin’i Persa i Ejipta.

Misy hoe Gashm, izay Gasema amin’ny fitenim-paritra, ny soratra hita tany Dedana fahiny any amin’ny ilany avaratr’i Arabia. Misy hoe Gasema kosa ny soratra aramianina eo amin’ny vilia baolina volafotsy iray hita tany Ejipta. Hoy izy io: “Izay nentin’i Kaino bar Gasema, mpanjakan’i Kedara, ho fanatitra ho an’i han-ʼIlat [andriamanibavy].”​—Gazety Momba An’i Israely sy ny Tany Manodidina Azy, 1956, Boky Faha-15, p. 2.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara