GEOELA
(Geoèla) [mety hidika hoe Fahambonian’Andriamanitra].
Zanakalahin’i Maky avy amin’ny fokon’i Gada. Anisan’ireo mpiadidy 12 nirahin’i Mosesy avy tany an-tany efitr’i Parana izy, mba hijery taratra ny tany Kanana.—No 13:2, 3, 15, 16.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.