FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Megido”
  • Megido

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Megido
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Megido
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Miangona ao Megido ireo firenena
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • Megido: saha fiadiana taloha sy ohatra ara-paminaniana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Megido”

FANAZAVANA MAHALIANA

Megido

TSARA toerana i Megido ka nahaliana firenena maro fahiny. Tazana tsara avy eo ireo lalambe nivezivezen’ny mpanao raharaham-barotra sy ny miaramila. Ady manan-tantara maro no natao teo amin’ilay lemaka teo am-pototr’izy io. Mety tsara àry ny iantsoana ny “adin’ilay andro lehiben’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra” hoe Hara-magedona (avy amin’ny teny heb., ary midika hoe “Tendrombohitr’i Megido”). Tsy ao Megido anefa no hitranga io ady io, satria ny “mpanjakan’ny tany rehetra misy mponina” no handray anjara. (Ap 16:14, 16) Tsy hisy mpitondra olombelona handresy amin’io. Ny Fanjakan’Andriamanitra kosa no handresy, ka hanamarina fa i Jehovah Andriamanitra, ilay Mahery Indrindra, no manana zo hitondra an’izao rehetra izao.

[Saritany, pejy 953]

SARITANY: Megido

[Sary, pejy 953]

Hoatran’io i Megido fahiny.

[Sary, pejy 953]

Tanànan’i Megido efa rava, jerena avy eny ambony. Tazana avy eo Megido ny Lemak’i Esdraelona

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara