FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hagarita”
  • Hagarita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hagarita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Jaziza
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hagara
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nafisy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mahita ny Mahazo Anao Izy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hagarita”

HAGARITA

(Hagarìta) [mety hidika hoe An’i Hagara].

Toa firenena mpiompy nipetraka an-tranolay tany amin’ny faritra atsinanan’i Gileada. Resin’ireo Israelita nonina tany atsinanan’i Jordana ny Hagarita tamin’ny andron’i Saoly Mpanjaka, ka nahazoany babo 100 000, rameva, ampondra, ary ondry an’arivony. (1Ta 5:10, 18-22) Milaza ny mpanao salamo fa fahavalon’ny Israely ny Hagarita, toy ny Edomita sy Moabita sy Amonita ary Amalekita. (Sl 83:2-7) Hagarita anefa i Jaziza, ilay niandraikitra ny ondry aman’osin’i Davida Mpanjaka.​—1Ta 27:31.

Mihevitra ny manam-pahaizana maro fa angamba ireo Agraiôi noresahin’i Strabon sy Ptolémée ary Pline, samy mpahay jeografia fahiny, no Hagarita. Tsy fantatra anefa raha tena taranak’i Hagara izy ireo na tsia.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara